
Ny filozofia sy foto-pisainana Malagasy ao ambadiky ny filazana hoe Masina ny Tanindrazana
Masina ny Tanindrazana ! re matetika izany fehezan-teny izany ho famaranan-kabary sy teo anivon’ireo mpitolona Malagay nikatsaka ny fahaleovan-tena fony mbola voazanaka ny firenena Malagasy.
En savoir plus